Teny iditra tosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Requête, supplique, demande familière, comme celle d’un enfant à ses parents [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra tosy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin' ny ankizy rehefa mifampikasika alohan' ny hidirany ao anaty lavaka): Tosy, leity a ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Touché, se dit d’une bille qui a touché quelqu’un ou une autre bille au jeu
Touché, se dit des caractères d imprimerie sur lesquels on fait passer le rouleau [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: touché.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/03