Teny iditra | tranobe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] [ trañobe ] Lapa [1.78] | |
Tranon-drazana voatokana ho an'ny raharaham-pianakaviana rehetra toy ny famorana, fanambadiana, faha fatesana... [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Maison ancestrale où se déroulent tous les évènements familiaux [1.13] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tranobe io | |
Fivaditsoratra | tranobe, trebona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |