Teny iditra tranon' omby
Singan-teny trano ; omby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62]
Fanazavàna teny frantsay étable [1.3]
Voambolana 

Teny iditra tranonomby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23