Teny iditra | trioka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taovam-pisefon'ny trondro [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Branchie [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | esasa ~ sagoaga | |
Teny iditra | trioka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Tenda [1.78] | |
Voambolana | Haiaina ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | akotry, ikotra, itroka, karoty, kitrao, kotria, okitra, otrika, rotika, tiorka, trioka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |