Teny iditra troaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrenesana maharary eo amin' ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra troaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo re avy amin' ny tongotra miala avy ao anaty fotaka [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31