Teny iditra | troky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tanosy] Kibo [1.78] | |
Kibo, vokatra [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ventre [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | troka | |
Teny iditra | troky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Foko, karazana [1.78] | |
Fivaditsoratra | kitro, kotry, troky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |