Teny iditra tsanganolona
Singan-teny tsangana ; olona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. [2.415]
Ohatra Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [2.472]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01