Teny iditra | tsibabibaby (baby) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Kilalaon' ny ankizy -- indrindra ny ankizivavy -- mifampibabibaby, na mibaby sariolona [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A play in which children carry one another on their backs. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Jeu d'enfants qui consiste à se porter sur le dos, ou à y porter un objet quelconque [1.3] | ||
Voambolana | Kilalao | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | kibabibaby | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |