Teny iditra tsikonina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31