Teny iditra tsindretra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina) [1.1]
Ohatra Tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?
[2.131]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31