Teny iditra tsindriandriana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-dalao fanaon' ny ankizivavy kely misy solon' olona mivelona ao an-tokantrano, mitovy amin' ny hoe "Kindriandriana" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A children's game. [1.2]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31