Teny iditra | tsindrika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] manindrona [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | tsindrika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanafoana trano amin' ny herana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] Action de faire un toit, une couverture avec les matériaux grossiers généralement des Cyperaceae. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/15 |