Teny iditra | tsingentana | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny frantsay | Petit et mince, maigrelet [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | tsingentangentana | |||
Teny iditra | tsingentana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-balala madinika, mitomamotamo ny volony ary misy pentimpentina manja [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A species of small locust [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une sauterelle olivâtre tachetée de brun [1.3] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Renianarana | ||||
Anarana iray reny | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsingentana io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26 |