Teny iditra tsipoy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A kind of partridge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Perdrix [1.54]
 Espèce de perdrix [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30