Teny iditra tsiro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zava-pihinana, na mamy na mangidy na matsatso, tsaroan' ny lela: Samy hafa mihitsy ny tsiron' ny voasary sy ny goavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Taste [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Goût [1.8]
Ohatra Iaraha-mahalala moa fa voankazo mamy tsiro ny akondro, sady tsy dia mba misy fetrany ny fotoam-pahavokarany mandavan-taona. [2.606]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra tsiro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (dans son acception générale ce mot veut dire goût, saveur). Mais c'est aussi le nom d'une herbe appréciée des animaux d'après Malzac. Ses feuilles sont administrées en décoction aux boeufs comme remède vétérinaire : odi-mafon'omby, le mafo étant une maladie du boeuf considérée comme très grave. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/15