Teny iditra tsongo dia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanarahana, fizohiana fatratra mba hahitana izay olona tadiavina [1.1]

Teny iditra tsongodia
Singan-teny tsongo ; dia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (littéralement : « ce qu'on cueille sur les pas »). Sortilège. On repère les traces de pas de personne que l'on veut envoûter ; on ramasse une pincée de poussière dans ces traces et on l'introduit dans des ody ou talismans, qui varient suivant le résultat à obtenir. On se méfie beaucoup de cette pratique. Elle crée une véritable psychose de méfiance. [1.196]
Ohatra Ny sasany indray koa ny tany efa nodiavin' ilay olona no analany hataony ao amin'ny ody, io no atao hoe : « tsongodia. [1.353]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10