Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra vaha
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] reraka, sasatra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] Fatigué, épuisé, affaibli [1.405]
Kamban-teny 

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Trano fiompiana biby na vorona [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra vaha
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Sy, ary [1.78]
Kamban-teny 

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Solution [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Fakan-kazo [1.78]

Teny iditra vaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] garaba [1.78]
  [Tanosy] Sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17