Teny iditra vakiteny
Singan-teny vaky ; teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Reading [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La lecture [1.8]
Ohatra 
1Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany. [2.643]
2Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332]
3Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649]

Teny iditra vaki-teny
Singan-teny vaky ; teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A syllable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Une syllabe [1.8]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08