Teny iditra vaksiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina amin' ny olona na biby iray mba tsy handairan' io aretina io aminy [1.1]
 Fanefitra amin'ny aretina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Vaccin [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: vaccin.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31