Teny iditra valalanamboa (valala, amboa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  Phyrnateus saxosus, Coq. [1.3]
Anarana siantifika Phyrnateus saxosus
Ohatra Tsingarangadona fa nidona valalanamboa fa nitsipika ka 'ndeha isika hisasa 'ndeha hiala loza fa tohatra an'Ilaitoatsiary [2.131]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31