Teny iditra | valana (vala) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be enclosed, to be fenced, to be partitioned off [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on entoure, qu'on sépare [1.3] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | valana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehan' ny rano manaraka ny iva [1.1] | |||||||||||||||
Fikorianan-dranoka [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The course of water, a going down [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le cours, le courant de l'eau [1.3] | |||||||||||||||
Coulée [1.13] | ||||||||||||||||
Courant liquide et violent, comme celui d'une chasse d'eau, d'une purge [1.196] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | valana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Fitarana, filey [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | valaña | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Filahiana [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | valaña | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Mazava (ro), matsatso [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | valana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (sens général : courant rapide). D'où fivalanana : diarrhées, selles liquides ; et fampivalanana : purgatifs. Nom donné à divers produits purgatifs, notamment l'huile de ricin. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | lavana, valana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |