Teny iditra | vara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Hasina, voninahitra [1.78] | |
Teny iditra | vara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Fananana [1.78] | |
[Tanosy] Raharaha, asa; vidiny; harena, fanananana [1.78] | ||
Teny iditra | vara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Varahina [1.78] | |
Voambolana | Simia | |
Teny iditra | vara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Petit arbre à bois blanc, tendre et léger. Fruits comestibles. Probablement comme varana. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | rava, vara |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |