Teny iditra varidimiventy
Singan-teny vary ; dimy ; venty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy [1.1]
Ohatra 
1Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? [2.996]
2Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24