|
|
|
|

Teny iditra1  vatasarihina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] [vata sarihina] a drawer
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] [vata sarihina] tiroir
5  [1.13] tiroir
Ohatra  6  [2.529#] Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
7  [2.4#] Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy.
8  [2.503#] Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy.
Voambolana  9  Toe-karena: ao an-trano
Singan-teny  10  vata, sarihina
Tovy hevitra  11  vatasarika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10