Teny iditra vatosoa
Singan-teny vato ; soa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A precious stone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pierre précieuse [1.8]
Ohatra Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra. [1.437]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26