Teny iditra vatovandana
Singan-teny vato ; vandana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Marbre [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26