Teny iditra vavimatoa (vavy, matoa)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Jeffreys sy Elizabeth, zanany vavimatoa. [2.649]
2Ny anao zaranao ihany mbola mahazo mianatra, hoy Rasoaray zokinay vavimatoa. [2.643]
Voambolana 
Mpanahaka  lahiaivo ~ lahimatoa ~ vaviaivo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/23