Teny iditra vazana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The double teeth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Les dents molaires [1.8]
 Molaire [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra vazana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zoro na lafiny efatra ambony amin' ny trano: Vazantrano [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19