Teny iditra vibrio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. vibrion] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika faingo amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny kolerà [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: vibrion.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31