Teny iditra voalavofotsy
Singan-teny voalavo ; fotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina ( voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ voalavo fotsy ] Rat blanc [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15