Teny iditra voampano (voa, fano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo mibontsimbontsina madinika amin' ny hoditry ny zaza, izay vokatry ny hafanana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra voampano (voa, fano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de voa : graines et fano). Les graines du fano, Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) sont surtout employées pour jouer au katra, un jeu très populaire. On les vend sur les marchés pour cet usage. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31