Teny iditra | voantay | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boangory kely, manga mainty ny sorany ary manao ny tranony any anaty tain' omby [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The dung beetle [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le bousier [1.8] | ||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny voantay io | ||
Fivaditsoratra | anavoty, atavony, itavano, ivotàna, taovany, tivoana, toavina, vatoina, voantay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |