Teny iditra voazato (zato)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Divisé en cent, mis par centaines [1.3]

Teny iditra voazato (voa, zato)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry fihinam-boa, paokanelina [1.1]
 Hazo fihinam-boa, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo mara mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony ary manome tsiro mamy; ilazana ihany koa ny voan' io zavamaniry io [1.62]
Voambolana 
Tovy hevitra pokanelina
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20