Teny iditra volombodimpona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo tsara sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be haingo, sokitra, fanaka sarobidy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31