Teny iditra vonga-mofo
Singan-teny vongana ; mofo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Une tranche de pain [1.3]
Ohatra Ao amin'ny sobika misy ny mofo tsy misy lalivay voapetraka eo anatrehan'ny Tompo, dia angalao vonga-mofo iray sy mofo mamy miharo diloilo iray ary mofo mamy manify iray. [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26