Teny iditra voretra (retra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahavatra mikarakara na manadio ny tenany sy izay mikasika azy, ka maloto maharikoriko lalandava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dirty, untidy; clumsy [1.2, 1.7]
 Inactive [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sale [1.3, 1.8]
 Malpropre; lourd, paresseux, indolent [1.3]
 En désordre; débraillé [1.8]
Ohatra Ary ny tena tsy rariny dia ny nanenjehana azy ho voretra, nefa ny toby nonenany tsy nisy afa-tsy paompy vitsivitsy. [1.369]
Sampanteny 
Tovy hevitra kalaina ~ kisinina ~ vorery ~ tongovorery ~ tsy mahava-tena ~ benamboka ~ betsinamboka ~ vazina ~ misavoritaka ~ mikorontana ~ mikondendina ~ mikondendy ~ misafotofoto ~ misampotina ~ mikoretika ~ misavorovoro ~ mikorandendina ~ misaritaka ~ misafotaka ~ mitavona ~ misomotaka ~ safotetaka
Ohabolana 

Teny iditra voretra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de mamoretra : avoir des fruits en grappes serrées). Nom donné à plusieurs arbres dont les fruits présentent cette disposition. Surtout :
  • (Merina, Sihanaka) Micronychia taratana (Baker) Capuron Ined. et Micronychia tsiramiramy H.Perrier variété parviflora Capuron Ined. (Anacardiaceae)
  • (Betsimisaraka) Micronychia acuminata Randrian. (Anacardiaceae) ; Petits arbres à feuilles très odoriférantes quand on les froisse. On leur attribue des propriétés cordiales, excitantes. Les fruits bien que non toxiques, sont immangeables, du fait de leur très forte odeur de térébenthine.
[1.196]
Anarana siantifika Micronychia acuminata
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31