Teny iditra vorona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bird, esp. waterfowl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Oiseau [1.54, 1.8, 1.13]
Ohatra Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga
[2.131]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03