|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vosirina (vositra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Voambolana  3  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao tonga vositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be castrated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on châtre [1.8]
7  action de castrer pour les animaux [1.196]
Ohatra  8  Rehefa lehibe ny ombilahy dia vosirina izy mba hahatavezina, ary izany no nilazana azy hoe "omby vositra. [2.643#213]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  13  vosirana

Teny iditra (2/2)14  vosirina (vositra)
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny iharana
Voambolana  16  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fanazavàna teny anglisy  17  to be nipped off (of shoots of plants) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  dont on pince les bouts (se dit des plantes) [1.8]
19  ébourgeonnement ou taille en vert ; on emploie surtout ce terme pour le tabac, la tomate, etc. [1.196]
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  24  vosirana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31