Teny iditra zafimpaladia
Singan-teny zafy ; faladia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ zafim-paladia ] Zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1]
 Taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62]
Fanazavàna teny frantsay [ zafim-paladia ] La sixième génération [1.3]
 [ zafim-paladia ] Descendants à la sixième génération [1.5]
 Sixième génération [1.54]
Ohatra Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [2.5]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : zafimpaladia, zafimpaladiako, zafimpaladianao, zafimpaladiany, zafimpaladiantsika, zafimpaladianay, zafimpaladianareo, zafimpaladian', zafimpaladian-, zafimpaladiam-
Tovonana : -jafimpaladia, -jafimpaladiako, -jafimpaladianao, -jafimpaladiany, -jafimpaladiantsika, -jafimpaladianay, -jafimpaladianareo, -jafimpaladian', -jafimpaladian-, -jafimpaladiam-

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07