Teny iditra zanadazaina
Singan-teny zana- (zanaka) ; lazaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny mitana ny anjara asa lazaina ao anatin'ny fehezankevitra renilazaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Micro-sujet [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06