Teny iditra zanahary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [1.2]
 A god, a superior being; something great or prodigious
Zanahàry: God [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
Zanahàry: Dieu [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Mpanahaka  Andriamanitra
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31