Teny iditra zanapeo
Singan-teny zana- (zanaka) ; feo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Voyelle [1.66]
Ohatra Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo. [1.519]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05