Teny iditra zioga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy An ox-yoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Joug [1.8]
Ohatra Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: joug.
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18