Teny iditra | zoky | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana Be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo Tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | An elder brother or sister; a senior [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Aîné [1.3, 1.54, 1.8] | ||||
Plus âgé Meilleur, supérieur, plus important [1.3] | |||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-biby |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Mpanahaka | zandry | ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zoky io | ||||
Fivaditsoratra | kizo, kozy, zoky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |