Toko sy andininy momba En-Hakore

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 15.19 But God clave an hollow place that was in the jaw, and there came water thereout; and when he had drunk, his spirit came again, and he revived: wherefore he called the name thereof Enhakkore, which is in Lehi unto this day. Dia nampitresahin' Andriamanitra ilay fitoerana hoboka tany Lehy, ka niboiboika teo ny rano; ary rehefa nisotro izy, dia nody ny ainy, ka velona Izy; ka izany no nanaovany ny anarany hoe En-hakore, izay any Lehy mandraka androany. Fa nampitresahin' Andriamanitra kosa ilay vatolampy hoboka tao Lekia, dia niboiboika teo ny rano, ary velombelona ny fanahiny, nody ny ainy. Izany no niantsoana io loharana io hoe En-Hakore, izay mbola any Lekia mandrak' androany. Alors Dieu fendit le bassin qui est à Lehi et il en sortit de l' eau. Samson but, ses esprits lui revinrent et il se ranima. C' est pourquoi on a donné le nom de En-ha-Qoré à cette source, qui existe encore à Lehi.