Toko sy andininy momba Makelota

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 33.25 And they removed from Haradah, and pitched in Makheloth. Ary nony niala tao Harada izy, dia nitoby tao Makelota. Niala tao Aradà izy, dia nitoby tao Makelota. Ils partirent de Harada et campèrent à Maqhélot.
Nom / Fan 33.26 And they removed from Makheloth, and encamped at Tahath. Ary nony niala tao Makelota izy, dia nitoby tao Tahata. Niala tao Makelota izy, dia nitoby tao Tahata. Ils partirent de Maqhélot et campèrent à Tahat.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.32 And Mikloth begat Shimeah. And these also dwelt with their brethren in Jerusalem, over against them. Ary Miklota niteraka an' i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin' ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy. Makelota niteraka an' i Samaà. Nonina tao akaikin' ny rahalahiny koa ireo tao Jerosalema, niaraka tamin' ny rahalahiny. Miqlot engendra Shiméa; mais eux, contrairement à leurs frères, habitaient Jérusalem avec leurs frères.
...............
1Tt / 1Tan 9.37 And Gedor, and Ahio, and Zechariah, and Mikloth. dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota. Gedora, Ahiao, Zakaria, ary Makelota. Gedor, Ahyo, Zekarya et Miqlot.
1Tt / 1Tan 9.38 And Mikloth begat Shimeam. And they also dwelt with their brethren at Jerusalem, over against their brethren. Ary Miklota niteraka an' i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin' ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy. Makelota niteraka an' i Samaana. Nitoetra teo anilan' ny rahalahiny koa izy ireo tao Jerosalema niaraka tamin' ny rahalahiny. Miqlot engendra Shiméam. Mais eux, contrairement à leurs frères, habitaient Jérusalem avec leurs frères.
...............
1Tt / 1Tan 27.4 And over the course of the second month was Dodai an Ahohite, and of his course was Mikloth also the ruler: in his course likewise were twenty and four thousand. Ary ny nifehy ny antokony ho amin' ny volana faharoa dia Dodo Ahohita; Miklota andriandahy no isan' ny antokony; ary ny antokon' ny Ahohita dia efatra arivo amby roa alina. Dodià Ahohita no lohan' ny antokony amin' ny volana faharoa; Makelota andriandahy no isan' ny lehibe tamin' ny antokony; ary efatra arivo amby roa alina no isan' ny antokony. Le responsable de la classe du second mois était Dodaï l' Ahohite; il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.