Toko sy andininy momba Diotrefa

  3rd Letter of John 3 Jaona Joany III 3ème Épître de Saint Jean
...............
3Jn / 3Jo 1.9 I wrote unto the church: but Diotrephes, who loveth to have the preeminence among them, receiveth us not. Nanoratra tamin' ny fiangonana Ihany aho; nefa Diotrefa, izay te-ho lohany, dia tsy mba mandray anay. Nanoratra kely tamin' ny Eglizy aho, nefa tsy te-handray anay Diotrefesa izay te-ho lohan' izy ireo. J' ai écrit un mot à l'Église. Mais Diotréphès, qui est avide d' y occuper la première place, ne nous reçoit pas.