Toko sy andininy momba Teodasy

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 5.36 For before these days rose up Theudas, boasting himself to be somebody; to whom a number of men, about four hundred, joined themselves: who was slain; and all, as many as obeyed him, were scattered, and brought to nought. Fa nitsangana fahiny Teodasy ka nanao ny tenany ho zavatra; tokony ho efa-jato no isan' ny lehilahy izay niandany taminy; fa novonoina izy ka nihahaka izay rehetra nanaiky azy ka tonga tsinontsinona. Fa tsy ela akory izay no nisehoan' i Teodasy izay nanao ny tenany ho zavatra, sady efa nisy tokony ho efa-jato lahy no nomba azy; kanjo nony novonoina izy, dia nihahaka izay rehetra nanaraka azy ka tonga tsinontsinona. Il y a quelque temps déjà se leva Theudas, qui se disait quelqu' un et qui rallia environ quatre cents hommes. Il fut tué, et tous ceux qui l' avaient suivi se débandèrent, et il n' en resta rien.