Toko sy andininy momba Sirakosa

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 28.12 And landing at Syracuse, we tarried there three days. Ary rehefa nitody tany Syrakosa izahay, dia nitoetra teo hateloana. Nony tody tao Sirakosa izahay, dia nijanona tao hateloana. Nous abordâmes à Syracuse et y demeurâmes trois jours.