|
|
|
|

Teny iditra betsimitatatra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [1.10]
 Grand et sans canaux de dessèchement; nom d'une grande plaine située à l'ouest de Tananarive où l'on cultive le riz et qui se dessèche seule sans canaux d'écoulement. [1.3]
Voambolana 
Teny nalaina 
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany be#mg.aj, tsy#mg.dv, mitatatra#mg.av
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/04